plt_tq/1co/15/01.md

8 lines
390 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Momba ny inona no nampatsiahivan'i Paoly ireo rahalahy sy rahavavy?
Nampatsiahy azy ireo momba ny filazantsara izay nambara tamin'izy ireo izy.
# Inona no fepetra tokony ho feno raha te-ho voavonjy amin'ny alalan'ny filazantsara izay notoriana tamin'izy ireo ireo Korintiana?
Paoly nilaza tamin'izy ireo fa ho voavonjy izy ireo raha mitàna mafy ny teny izay notoriana tamin'izy ireo.