forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
239 B
Markdown
4 lines
239 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'i Paoly hoe tokony eken'ireo izay mieritreritra ny tenan'izy ireo ho mpaminany na ara-panahy?
|
||
|
|
||
|
Paoly nilaza fa izy ireo dia tokony hanaiky fa ireo zavatra izay nosoratany ho an'ireo Korintiana mpino dia didin'ny Tompo.
|