plt_tq/1ch/29/16.md

8 lines
329 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'ny inona no ankasitrahan'Andriamanitra sy dinihany amin'ny fony?
Mandinika ny fo sy mankasitraka ny fahitsiana i Yaveh.
# Inona no nojeren'i Davida tamim-piravoravoana amin'ny fanomezana ho an'Andriamanitra nataon'ny vahoaka?
Nijery tamim-piravoravoana azy ireo toy fanolorana fanomezana an-tsitrapo ho an'i Yaveh izy.