forked from WA-Catalog/plt_tq
5 lines
363 B
Markdown
5 lines
363 B
Markdown
|
# Inona no nandravonan'i Joaba ny adin'ireo Amonita sy ireo Syriana rehefa nahita ny filahatr'ireo ho amin'ny ady izy?
|
||
|
|
||
|
Nanondro ny sasany tamin'ireo Israely
|
||
|
nifantina ny sasany tamin'ireo mpiady mahay indrindra teo amin'Israely i Joba mba hiady amin'ireo Syriana ary nomeny ny rahalahiny ny fibaikoana ny ambiny tamin'ireo miaramila mba hiady amin'ireo Amonita.
|