plt_tn/mat/07/11.md

831 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny mpisolo-tena "-nareo" sy "ianareo "dia manondro olona maro avokoa.

tsy lehibe mihoatra va ny zavatra tsara omen'ny Rainareo izay any an-danitra ... aminy?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ny olona. DH: "ary ny Rainareo izay any an-danitra dia hanome tokoa ... aminy"

Rainareo

Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.

inona na inona zavatra tianareo ho ataon'ny olona amin'ny tenanareo

" izay fihetsika rehetra tianao hataon'ny olona aminao" (UDB)

fa izany no lalàna sy ireo mpaminany

Eto ny hoe " lalàna" sy "mpaminany" dia maneho izay nosoratan'i Mosesy sy ireo mpaminany. DH: "fa izany no hampianarin'i Mosesy sy ireo mpaminany ao amin'ny soratra masina"