plt_tn/mat/06/14.md

321 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny hoe "ianareo" sy "anareo" rehetra dia manondro olona maro. Na izany aza, i Jesosy dia milaza amin'izy ireo izay hanjoa azy ireo tsirairay avy raha tsy mifamela ny olona tsirairay.

hadisoana

"tsy mety" na "fahotana"

Ray

Fiantsoana manan-danja ilazana an'Andriamanitra io.