plt_tn/mat/06/03.md

750 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Manohy mampianatra momba ny fiantrana i Jesosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny teny hoe "-nareo" sy "anareo" dia manondro olona maro.

aza atao fantatrin'ny tananareo havia izay ataon'ny tananareo havanana

Io dia sarin-teny ilazana hoe tsiambaratelo tanteraka.Tahaka ny tanana izay miara miasa matetika ary azo lazaina fa "mahalala" izay ataon'ny tsirairay isan'andro, dia tsy tokony ho avelanao hahalala na dia ireo akaiky indrindra aminao aza rehefa manome ho an'ny mahantra ianao.

homena mangingina ny fanomezanareo

Azo atao hoe DH: "afaka manome ho an'ny mahantra ianao nefa tsy misy olona hafa mahalala"