plt_tn/mat/05/46.md

501 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Mamarana ny fampianarana momba ny fahatongavany hanatanteraka ny lalàn'ny Testamenta Taloha i Jesosy. Io fizarana io dia nanomboka tao amin'ny 5:17.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny teny hoe "-nareo" sy "anareo" dia manondro olona maro.

arahabainareo

Fomba fanehoana faniriana ny fahasalaman'ireo mpiaino izany.

Ray

Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra io.