plt_tn/mat/05/11.md

631 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny famaritan'i Jesosy ny toetoetry ny olona sambatra.

ianareo

Ny teny hoe "ianareo" dia ilazana fahamaroana.

miteny ny karazana lainga ratsy rehetra hanohitra anareo nohon'ny amiko

"miteny ny karazana lainga ratsy rehetra momba anareo nohon'ny amiko" na "milaza zavatra ratsy izay tsy marina momba anareo"

nohon'ny amiko

"satria manaraka Ahy ianareo" na "satria mino Ahy ianareo"

Mifalia sy miravoravoa

Ny hoe "Mifalia" sy "miravoravoa" dia saika mitovy dika. Tsy tian'i Jesosy hifaly fotsiny ihany ireo mpiaino Azy fa tokony hanao mihoatra noho ny mifaly raha azo atao.