plt_tn/mat/02/22.md

652 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Io no fiafaran'ny fizaran-tantara momba ny tetik'i Heroda hamono ny Mpanjakan'ny Jiosy vaovao izay niatomboka tao amin'ny 2:1.

Fa rehefa reny

"Fa rehefa ren'i Josefa"

Arkelaosy

Io no anaran'ny zanaka lahin'i Heroda.

natahotra ... izy

"natahotra i Josefa"

izay voalaza tamin'ny alalan'ireo mpaminany

Io dia azo atao hoe: "izay nolazain'ny Tompo hatry ny ela tamin'ny alalan'ireo mpaminany"

Nazarena no hiantsoana azy

Eto ny hoe "azy" dia maneho an'i Jesosy. Ireo mpaminany talohan'ny andron'i Jesosy dia mety ho nilaza azy ho ilay Mesia na ilay Kristy. DH: "hiteny ny olona fa Nazarena ny Kristy"