plt_tn/mat/02/19.md

592 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto dia mivadika makany Egypta ny tantara, izy nipetrahan'i Josefa, Mary, ary Jesosy mbola ankizy.

indro

Io dia manamarika fiandohana tranga hafa ao amin'ny tantara. Olona maro samihafa noho ny tamin'ireo tranga teo aloha no mety ho tafiditra amin'izany. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao.

ireo izay nifofo ny ain'ny zaza

Eto ny hoe "nifofo ny ain'ny zaza" dia fomba hilazana fa te hamono ilay zaza izy ireo. DH: "ireo izay nitady ny zaza mba hamono azy"

ireo izay nifofo

Maneho an'i Heroda Mpanjaka sy ireo mpanolo-tsaina azy io.