plt_tn/mat/02/01.md

1.8 KiB
Raw Blame History

Fampahafantarana aminny ankapobeny

Ampahany vaovao aminny tantara no miantomboka eto ary mitohy hatrany aminny faranny toko. I Matio dia mitantara momba ny tetiki Heroda hamono ny Mpanjaka vaovaonny Jiosy.

Betlehemani Jodia

“ny tanànani Betlehema tao aminny faritanini Jodia”

Taminny androni Heroda Mpanjaka

“tamini Heroda no nanjaka tao”

Heroda

Io dia manambara ny aminny Heroda mpanjaka

Lehilahy manam-pahalalana avy any antsinanana

lehilahy avy any antsinanana izay nandinika ireo kintana” Matio 2:1-3

avy any antsinanana

“avy amina tanàna lavitra miantsinana ani Jodia”

Aiza Izy izay teraka ho mpanjakanny Jiosy?

Fantatrireo lehilahy taminny fandinihana ireo kintana fa teraka ilay iray izay ho tonga mpanjaka. Niezaka ny handinika izay misy Azy. DH: “Teraka ilay zaza izay ho tonga mpanjakanny Jiosy. Aiza Izy?”

Ny kintany

Tsy nilaza izy ireo fa ilay zaza no tomponilay kintana tanteraka. DH: “ilay kintana izay milaza ny momba Azy” na “ilay kintana izay mifandraika aminny fahaterahany”

avy eny antsinana

“raha niposaka teny antsinanana izany” na “raha tany aminny tanànanay izahay”

hidera

Ireo mety ho dikany dia 1) te hiankohoka taminilay zaza toy ny hoe andriamanitra izy ireo, na 2) te hanaja azy toy ny mpanjaka izy ireo. Raha toa ka misy teny iray izay mahalaza ireo dikany roa ireo, dia tokony hihevitra ny hampiasa izany ianao.

nihorohoro izy

“niahiahy izy.” I Heroda dia niahiahy fa hisolo toerana azy aminny maha-mpanjaka azy io zaza io.

I Jerosalema manontolo

Eto “Jerosalema” dia maneho ireo olona. Ary koa, “manontolo” dia midika hoe “maro.” I Matio dia manao filaza masaka mba hanindriana ny hamaronireo olona niahiahy. DH: “maro taminireo olona tao Jerosalema