plt_tn/mat/01/04.md

980 B
Raw Blame History

Aminadaba ray … Nasona ray

Eto ny teny hoe “no” izay maneho ny lasa dia efa fantatra: “Aminadaba no ray … Nasona no ray”

Salmona no raini Boaza avy tamin-dRahaba

“Salmona no raini Boaza, ary ny renini Boaza dia Rahaba” na “Salmona sy Rahaba no ray aman-drenini Boaza”

Boaza ray…Obeda ray

Eto ny teny hoe “no” izay maneho ny lasa dia efa fantatra: “Boaza no ray … Obeda no ray”

Boaza no raini Obeda avy tamini Rota

“Boaza no raini Obeda, ary ny renini Obeda dia I Rota” na “Boaza sy Rota no ray aman-drenini Obeda”

Davida raini Solomona avy taminny vadini Oria

Eto ny teny hoe “no” izay maneho ny lasa dia efa fantatra. “Davida no raini Solomona, ary ny vadini Oria no renini Solomona” na “Davida sy ny vadini Oria no ray aman-drenini Solomona”

Ny vadini Oria

“ilay mpitondra-tenani Oria.” Solomona dia teraka taorianny nahafatesani Oria.