plt_tn/mal/02/13.md

928 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny resany amin'ireo Israelita namany i Malakia.

Rakofanareo amin'ny ranomaso ny alitaran'i Yaveh

Ity dia midika fomba fanitarana iray ho an'ireo mpanompo mitomany rehefa mivavaka amin'i Yaveh ho amin'ny famonjena izy ireo. Ity fanambarana ity dia midika fampahatsiahivana amin'ireo mpanompo diso manompo an'i Yaveh.

amin'ny fitomanina sy fisentoana

Ny teny "fitomaniana" sy "fisentoana" dia mizara dika mitovy ary manamafy ny hevitrin'ny fitomaniana. D.H: "amin'ny tomany lehibe"

tsy mitodika amin'ilay fanatitra

Eto ny fitodiana amin'ny fanomezana dia midika ny fandraisana izany ary maneho sitraka amin'ireo mpanolotra.

tsy mitodika amin'ilay fanatitra

Ity dia te hilaza fa ireo izay nitomany tao amin'ny alitaran'i Yaveh dia nanolotra sorona ho ho Azy.

avy eny an-tananareo.

Eto ny "tanana" dia maneho ny olona izay nanolotra fanatitra. D.H: "avy aminareo"