plt_tn/lev/20/24.md

249 B

tany tondra -dronono sy ny tantely

Ny andian-teny "tondra -dronono sy ny tantely" dia midika hoe "izay manan-karena sy mamokatra sakafo ampy ho an'ny tsirairay." DH: "tany izay tena tsara ho an'ny biby fiompy sy ny fambolena" na "tany mamokatra"