plt_tn/1ch/12/18.md

12 lines
291 B
Markdown

# ilay Fanahy tonga tao
DH: "Nanome hery azy ny fanahy"
# ny telo-polo
DH: "Ireo miaramila 30"
# Izahay dia anao, ry Davida. Izahay dia miandany aminao, ry zanaka lahin'i Jese
Ireo fehezateny roa ireo dia mizara ny dikany mitovy ary mampiseho ny fanoloran-tenan'izy ireo amin'i Davida.