plt_tn/1ch/07/23.md

249 B

Nitoe-jaza izy ary niteraka zaza lahy

"nitondra vohoka izy ary niteraka zaza lahy iray"

nantsoin'

"nanendry azy"

Beria ... Sera

Ireo dia anaran'olona.

nanorina an'i Beti-horona ambany sy ambony ary Ozena-sera

Ireo dia anaran-tanàna.