plt_tn/1ch/06/77.md

306 B

Merary

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:1

Merary ... fihinanam-bilony

"ny fokon'i Zebolona dia nanome an'i Rimono taranak'i Merary miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony sy Tabara miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilony"

Dia nomena ho azy ireo ihany koa

"Nahazo ihany koa izy ireo"