plt_tn/1ch/06/54.md

586 B

Ireto avy ireo toerana izay voatondro honenan'ireo taranak'i Arona, izay natao ho an'ireo taranak'i Arona izay avy amin'ny fokon'ny Kehatita (ny filokana voalohany dia azy ireo)

DH: "Ireo no toerana izay nonenan'ireo taranak'i Arona, sy ny fokon'i Kohatita (antsapaka no natao mba hamantarana izay honenan'izy ireo)"

fa ireo sahan'ny tanàna sy ireo vohiny kosa dia nomen'izy ireo an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone

DH: "Nandeha nonina tany an-tsahan'i Hebrona sy ireo vohitra manodidina i Kaleba sy ny ankohonany"

fihinanam-bilona

Ity dia tanim-bilona izay ihinanan'ny biby.