plt_tn/1ch/06/13.md

380 B

Hilkia ... Seraia ... Jozadaka

Ireo dia anaran-dehilahy.

sesi-tany tamin'ny tanan'i Nebokadnezara i Joda sy Jerosalema.

Ny hery ananan'i Nebokadnezara amin'ny tafiny dia faritana toy ny faritra amin'ny vatany ("tanana") ampiasaina hitarihana ny tafiny. DH: "namela ny tafik'i Nebokadnezara mba handresy ny tafik'i Joda sy Jerosalema ary haka ny olona amin'ny fahababoana."