plt_tn/1ch/04/34.md

409 B

Mesobaba ... Jamleka ... Josa ... Amazia ... Josibia ... Seraia ... Asiela ... Elioenay ... Jakoba ... Jesohaia ... Adiela ... Jesimiela ... Benaia ... Ziza ... Sify ... Alona ... Jedaia ... Simry ... Semaia

Ireo dia anaran-dehilahy.

Ireo anarana voatonona ireo no mpitarika

"ireo lehilahy voatonona ireo no mpitarika"

nitombo maro ireo fokony

"nihamaro be isan'ny olona ao amin'ny fokon'izy ireo"