plt_tn/1ch/03/10.md

529 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fanombohanan'ny lisitrin'ny taranak'i Davida izay lasa mpanjaka.

Rehoboama no zanaka lahin'i Solomona. Abia no zanaka lahin'i Rehoboama

Nanan-janaka mihoatra ny iray i Solomona. Samy marina ireo lehilahy hafa ireo ao amin'ny lisitra. DH: " Solomona no rain'i Rehoboama. Rehoboama no rain'i Abia.

Azaria

Ity dia anaran'i Ozia hafa, ilay anarana fata-daza ho an'ny mpanjakany. Ny mpandika teny dia afaka manapa-kevitra ny hampiasa "Ozia" na aiza na aiza ho an'ny mpanjakany.