plt_tn/psa/144/014.md

215 B

Tsy hisy olona hamaky ireo mandanay

"Tsy hisy ho afa-mandositra amin'ny tanànanay"

tsy hisy fitomaniana

"tsy hisy hitomany amim-panaintainana" na "tsy hisy hitalaho hanina" na "tsy hisy hiantsoantso rariny"