forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
394 B
Markdown
8 lines
394 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# Izy mandre ny feoko sy ireo talahoko ho amin'ny famindrampo
|
|
|
|
Eto ny teny "feo" dia maneho an'ilay olona miteny. Ny andianteny "ireo talahoko ho amin'ny famindrampo" dia manazava izay lazainy ary azo adika ho andianteny matoanteny. DH: "Izy mandre ahy rehefa mitalaho famonjena aminy aho"
|