plt_tn/psa/111/010.md

371 B

no fiandoham-pahendrena

Ny teny "fahendrena" dia azo adika ho matoanteny. DH: "no dingana voalohany hahatongavana ho hendry" na "no zava-dehibe indrindra hahatonga ho hendry"

izay manatanteraka ny fitsipiny

"izay mankatoa ny fitsipiny"

Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy

Ny teny "fiderana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Hidera Azy mandrakizay ny olona"