forked from WA-Catalog/plt_tn
407 B
407 B
Fampifandraisana ny fotokevitra:
Ny mpanao salamo manoratra momba an'Israely.
noho ny amin'izy ireo
"ho an'ny tenan'izy ireo." Izany dia manondro an'Israely.
Aza mikasika ireo olom-boahosotro
Eto nyb "mikasika" dia midika manisy ratsy, izay fanitarana nampiasain'i Yaveh hanamafisana ny fampitandremany tsy hanaovan-dratsy amin'ny vahoakany. DH: "Aza manisy ratsy amin'ny vahoaka efa voahosotro"