forked from WA-Catalog/plt_tn
322 B
322 B
Fa efa niondrika nijery avy any amin'ny fitoerana avony masina Izy; avy any an-danitra Yaveh no mitazana
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary miaraka ampiasaina ho fanamafisana ny ny fomba hijeren'Andriamanitra ambany avy any an-danitra.
ny fitoerana avo
"ny fitoerany masina avo ambonin'ny tany"