plt_tn/psa/092/006.md

266 B

kentrina

"maherisetra sy tsy misaina"

Raha mitsiry toy ny ahitra ny ratsy fanahy

Izany dia mampitaha ny olon-dratsy amin'ny ahitra, izay maniry haingana sy any amin'ny toerana maro. DH: "Raha miseho faingana ny olon-dratsy ary toa manerana, tahaka ny ahitra"