Ny fitiavan'ny Tompo Andriamanitray anie ho aminay
Ny anarana "fitiavana" dia azo ambara ho "tsara fanahy." DH: "Ho aminay anie ny hatsaram-panahin'ny Tompo Andriamanitray"
ambino tokoa re ny asan'ny tananay
Eto ny "tanana" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "ambino re izahay" (UDB)