plt_tn/psa/084/005.md

967 B

Samabatra ny olona

Eto ny "olona" dia miteny ny olona amin'ny ankapobeny.

izay manan-kery ao aminao

Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tena hita eny aminy ny hery. DH: "izay natanjahinao"

izay manana ny lalam-be miakatra mankany Ziona ao am-pony

Ity fomba fiteny ity dia momba ny faniriana ao am-po. DH: "izay tia miakatra any Ziona" na "izay maniry fatratra ny hiakatra any Ziona"

lalam-be

"lalana lehibe"

mankany Ziona

Ny tempoly dia tany Jerosalema teo an-tampon'ny havoana avo indrindra, izay nantsoina hoe tendrombohitra Ziona.

ny Lohasahan-dRanomaso

Izany dia manondro toerana maina, sy karakaina. Misy amin'ireo dika-teny amin'ny Baiboly no "ny Lohasahan'i Baka." Ny teny "Baka" midika "fitomaniana."

Ny loha-orana

Izany dia midika fa milatsaka amin'ny fahavaratra ny orana, mialoha ny vanim-potoan'ny hatsiaka. Mandritra ny volana Oktobra sy Novambra izany ao amin'ny tetiandro tandrefana.

fitahiana

"tobin-drano" (Jereo UDB)