plt_tn/psa/079/006.md

636 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireo andianteny roa ireo dia mifampizara hevitra mitovy ary ampiarahina ho fanamafisana.

Aidino amin'ireo firenena ny fahatezeranao

Asafa miteny ny fahatezeran'Andriamanitra toy ny hoe rano. DH: "satria tezitra Ianao, dia faizo ireo firenena"

tsy manao ny fiantsoana amin'ny anaranao

Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'ny hery sy fahefan'olona iray. DH: "tsy Anao" na "tsy mangataka Anao hanampy azy ireo"

efa nandevona an'i Jakoba izy ireo

Ny teny "Jakoba" dia sarinteny ilazana an'ireo taranany, dia ny vahoakan'Israely. DH: "efa namotika tanteraka ny vahoakan'Israely izy ireo"