plt_tn/psa/077/011.md

24 lines
503 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manomboka mresaka amin'i Yaveh.
# hitamberina ato an-tsaina
"mahatsiaro" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 74:1.
# ireo asanao mahagaga fahiny
"ireo zava-mahagaga nataonao fahiny"
# Hisaintsaina ireo asanao rehetra aho ka handinika azy ireo
Ireo andianteny roa ireo dia maneho ny hevitry ny fisaintsainana amin'izay nataon'i Yaveh.
# Hisaintsaina
"Hisaina lalina ny amin'ny"
# handinika azy ireo
"hisaina izay mety ho dikan'izy ireo"