forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
996 B
Markdown
24 lines
996 B
Markdown
# ireo bibidia any anaty volotara
|
|
|
|
Manam-pahaizana maro no mino fa ireo bibidia ireo dia sarinteny izay manondro ny vahoakan'i Egypta. Azo faritana mazava tsara izany. DH: "ny vahoakan'i Egypta izay tahaka ny bibidia any anaty volotara"
|
|
|
|
# ireo olona, izay hamaroan'ny ombilahy sy zanak'omby
|
|
|
|
Ireo vahoakan'ireo firenen-kafa dia lazaina toy ny hoe andiam-biby fiompy marobe. DH: "ireo firenena matanjaka, izay tahaka ny andian'ombilahy"
|
|
|
|
# aparitaho
|
|
|
|
Mampiely na mahatonga zavatra hiparitaka faingana amina lanana samihafa
|
|
|
|
# Andriana no ho tonga avy any Egypta
|
|
|
|
Izany dia midika fa ireo andriana ireo dia avy any Egypta mba hanolotra fanatitra ho an'Andriamanitra any Jerosalema. DH: "Ka dia hanatitra fanomezana ho Anao ireo mpitarik'i Egypta" (UDB)
|
|
|
|
# Etiopia
|
|
|
|
Izany dia manondro ny vahoakan'i Etiopia. DH: "Ny Etiopiana"
|
|
|
|
# haninjitra ny tanany ho any amin'Andriamanitra
|
|
|
|
Izany dia fihetsika famantarana izay maneho fihobiana an'Andriamanitra. DH: "manandra-tanana hiderana an'Andriamanitra"
|