plt_tn/psa/059/010.md

539 B

Hihaona amiko ... ny Andriamanitro

Ny famonjen'Andriamanitra ny mpanao Salamo dia lazaina toy ny hoe nihaona taminy teo Andiamanitra. DH: "Hanavotra ahy ny Andriamanitro"

faniriako amin'ireo fahavaloko

Ny anarana hoe "faniriana(-ko)" dia azo avadika ho matoanteny "maniry." DH: "ny iriko hitranga amin'ireo fahavaloko"

Aelezo ... izy ireo

"Ataovy izay hampiely azy ireo"

ampinganay

Ny fiarovan'Andriamanitra ny olo-marina dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra no ampinga. DH: "mpiaro Ahy" na "Ilay miaro ahy toy ny ampinga"