forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
624 B
Markdown
20 lines
624 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# Ho an'ny mpiventy hira
|
|
|
|
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
|
|
|
|
# Salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora
|
|
|
|
"Ity dia salamo izay nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora"
|
|
|
|
# Mitehàfa tanana ianareo ry vahoaka
|
|
|
|
Ny miteha-tanana dia mifandray amin'ny fankalazana. DH: "Mitehàfa tanana amin'ny fankalazana"
|
|
|
|
# mihobia an'Andriamanitra amin'ny feon'ny fandresena
|
|
|
|
"mihobia an'Andriamanitra amin'ny feom-pifaliana." Eto ny teny hoe "fandresena" dia manondro ny hafaliana mifandray amin'ny fandresena.
|