forked from WA-Catalog/plt_tn
1.0 KiB
1.0 KiB
Tsy nokoboniko tato am-poko ny fahamarinanao
"Tsy nokoboiniko ho tsiambaratelo ny fahamarinanao." azo atao amin'ny endrika mihiba ihany koa izany. DH: "Nolazaiko malalaka tamin'ny olona rehatra ny fahamarinanao"
tato am-poko
Eto izany dai manondro ny ao anaty amin'ny mpanoratra.
tsy nokoboniko tamin'ny fiangonan-dehibe ny fanekem-pahatokianao sy ny fahamendreham-pitokianao
Azo avadika amin'ny endrika mihiba izany. DH: "Nolazaiko tamin'olona rehetra tao amin'ny fiangonan-dehibe ny momba ny famindramponao sy ny fahamarinanao"
ny fanekem-pahatokianao
Ity anarana ity dia azo avadika ho asa. DH: "ny maha mahatoky Anao amin'ny fihazonana ny fampanantenanao"
ny fahamendreham-pitokianao
Ity anarana ity dia azo ambara ho asa. DH: "ny maha mendri-pitokisana Anao"
aoka ny famindramponao sy ny fahamarinanao no hiaro ahy mandrakariva
Eto ny "famindrampo" sy "fahamarinana" dia lazaina toy ny hoe olona izay afaka miaro ny mpanoratra. DH: "Mila ny famindramponao sy ny fahamarinanao aho hiaro ahy mandrakariva"