ny fanahy ... ny fo ... ny maso
Ireo teny rehetra ireo dia manondro ny tenan'ny olona manontolo. DH: "olona"
ny tsotra
"ireo izay tsy manana traikefa" na "ireo izay tsy mbola nianatra"
mahitsy
"marina" na "mety"
mitondra fahazavana
"mitondra fahazavan-tsaina"