forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
919 B
Markdown
20 lines
919 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Pilato manohy miresaka amin'ireo mpitarika Jiosy sy amin'ny vahoaka.
|
|
|
|
# Tsia, na dia Heroda aza
|
|
|
|
Mety hanampy ny fanampiana fanazavana izay tsy tafiditra ao amin'ilay fanambarana fohy. DH: ''Na dia Heroda aza tsy mieritreritra hoe meloka Izy'' na ''na Heroda aza mieritreritra hoe tsy meloka Izy''
|
|
|
|
# nalefany niverina taty amintsika Izy
|
|
|
|
''Nalefany niverina taty amintsika Jesosy.'' Ity dia maneho an'i Pilato, ireo miaramilany, ireo mpisorona ary ireo mpisoronabe, sy ny rehetra izay nihaino an'i Pilato.
|
|
|
|
# tsy misy na inona na inona mendrika fahafatesana vitany
|
|
|
|
DH: ''tsy nanao na inona na inona mendrika ny didim-pitsarana manameloka ho faty Izy''
|
|
|
|
# Noho izany dia ho faiziko Izy
|
|
|
|
Satria Pilato tsy nahita fahadisoana tamin'i Jesosy dia tokony ho nafahany tsy misy sazy Izy. Pilato nanasazy an'i Jesosy, izay fantany fa tsy meloka, nohon'ny tahotrany amin'ny vahoka fotsiny.
|