forked from WA-Catalog/plt_tn
478 B
478 B
ren'i pilato izany
''nandre fa nanomboka nampianatra tany Galilia Jesosy''
ilay lehilahy
Ity dia maneho an'i Jesosy.
hitany
''hitan'i Pilato''
ambany fahefan'i Heroda Izy
Ity andalana ity dia tsy miteny ny zava-misy tiana lazaina hoe Heroda no mpanapakan'i Galilia. DH: '''Jesosy dia ambany fahefan'i Heroda satria manapaka manerana ny Galilia Heroda.''
nalefany Jesosy
''Pilato nandefa an'i Jesosy''
tamin'izany andro izany
''tamin'izany fotoana izany''