forked from WA-Catalog/plt_tn
520 B
520 B
ny voalohany
''Ny mpanompo voalohany''
Tonga teo anoloany
''nankeo anoloan'ilay tandapa''
ny farantsanao dia nahazo tombony farantsa folo mihoatra
Ity dia milaza fa ilay mpanompo no nahatonga ilay tombony. DH: ''Nampiasaiko hangalana tombony folo mihoatra ny farantsanao''
Tsara izany
''Nety ny nataonao.'' Ny fiteninao dia mety manana fehezanteny izay hampiasain'ny mpampiasa mba hampisehoana fankatoavana.
kely dia kely
Ity dia maneho ilay farantsa iray, izay tsy noraisain'ilay tandapa ho vola be.