forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.1 KiB
Markdown
36 lines
1.1 KiB
Markdown
# Hoy Aho aminareo
|
|
|
|
Jesosy mamerina miresaka amin'ny mpihaino mba hanamarihana fiovana amin'ny fanambarany mankany amin'ny lohahevitra vaovao, izany dia, miresaka momban'ny fanekena.
|
|
|
|
# izay rehetra manaiky Ahy eo anatrehan'ny olona
|
|
|
|
DH: "na iza na iza milaza amin'ny olona fa mpianatro izy" na "na iza na iza manaiky manoloana ny hafa fa tsy mivadika Amiko Izy"
|
|
|
|
# Zanak'Olona
|
|
|
|
Jesosy naneho ny tenany ihany. DH: "Izaho, Zanak'Olona"
|
|
|
|
# izay mandà Ahy eo anatrehan'ny olona
|
|
|
|
DH: "na iza na iza mandà hiaiky amin'ny hafa fa mpianatro Izy" na "raha misy mandà hilaza fa tsy mivadika amiko izy"
|
|
|
|
# dia ho lavina
|
|
|
|
DH: "ho lavin'ny Zanak'Olona izy" na "ho laviko hoe mpianatro izy"
|
|
|
|
# Izay rehetra miteny manohitra ny Zanak'Olona
|
|
|
|
"Izay rehetra milaza zavatra ratsy momban'ny Zanak'Olona"
|
|
|
|
# ho avela aminy izany
|
|
|
|
"ho avela izy." DH: "Ho avelan'Andriamanitra amin'izany izy"
|
|
|
|
# miteny ratsy manohitra ny Fanahy Masina
|
|
|
|
"miteny ratsy amin'ny Fanahy Masina"
|
|
|
|
# dia tsy ho voavela izany
|
|
|
|
DH: "Tsy hamela azy Andriamanitra." Rehefa tsy mamela olona ny olona iray, dia midika izany fa raisiny ho meloka izy. DH: "Ho raisin' Andriamanitra meloka mandrakizay izy"
|