forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
921 B
Markdown
24 lines
921 B
Markdown
# Jesosy nitodika tany amin'ilay vehivavy
|
|
|
|
"Jesosy nanatrika ilay vehivavy." Jesosy nisarika ny sain'i Simona ho any amin'ilay vehivavy tamin'ny fitodihana tany aminy.
|
|
|
|
# Tsy nanome rano hanasana ny tongotro ianao
|
|
|
|
Andraikitra fototry ny mpandray ny manome rano sy famafana ho an'ny vahiny mba hanasana sy hamainana ny tongotr'izy ireo taorian'ny nandehanany tongotra teny amin'ny lalana feno vovoka.
|
|
|
|
# fa izy nahakotsa ireo tongotro tamin'ny ranomasony
|
|
|
|
Ilay vehivavy nampiasa ny ranomasiny ho solon'ilay rano tsy nisy
|
|
|
|
# Tsy nanoroka Ahy ianao
|
|
|
|
Ny mpandray vahiny tena tsara amin'izany kolontsaina izany dia hiarahaba ny vahininy miaraka amin'ny oroka eo amin'ny takolaka. Simona kanefa tsy nanao izany.
|
|
|
|
# tsy nitsahatra nanoroka ny tongotro
|
|
|
|
"nanohy nanoroka ny tongotro"
|
|
|
|
# nanoroka ny tongotro
|
|
|
|
Ilay vehivavy dia nanoroka ny tongotr'i Jesosy raha tokony ho ny takolany mba ho mariky ny fibebahana sy fanetre-tena.
|