plt_tn/luk/06/43.md

710 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny olona dia afaka milaza raha tsara na ratsy ny hazo iray, ary karazana hazo inona izany, amin'ny alalan'ny voa izay vokariny. Jesosy mampiasa ity toy ny sariteny tsy nazavaina_fantantsika hoe karazan'olona manao ahoana ny olona iray rehefa mahita ny fihetsiny isika.

Fa tsy misy

"satria tsy misy." Ity dia manondro fa ny manaraka eo dia ny antony tokony tsy hitsarana ny rahalahntsika.

hazo tsara

"hazo salama"

lo

"simba" na "ratsy" na "zava-poana"

ny hazo tsirairay dia fantatra

Ny olona dia mahafantatra ny karazana hazo amin'ny alalan'ny voankazo entin'izany. DH: "ny olona dia mahafantatra ny karazana hazo iray" na "ny olona dia mahafantatra hazo"