forked from WA-Catalog/plt_tn
752 B
752 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo mpanora-dalàna sy Fariseo dia nijery raha nanasitrana lehilahy iray tamin'ny Sabata Jesosy.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Andro Sabata hafa ity ary ao amin'ny synagoga Jesosy.
Ary
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny tranga vaovao ao amin'ny tantara.
Nisy lehilahy iray tao
Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.
maty tanana
Simba ny tanan'ilay lehilahy ka tsy afaka nitsotra intsony.
Nijery tsara Azy
"nijery tsara an'i Jesosy"
mba afahan'izy ireo mahita
"satria izy ireo te-hahita"
eto afovoan'ny olon-drehetra
"manatrika ny olona rehetra." Tian'i Jesosy hijoro teo amin'ny toerana izay ahitan'ny olona azy izy.