plt_tn/luk/05/37.md

680 B

divay vaovao

"ranom-boaloboka." Ity dia maneho ny divay izay mbola tsy nialin'andro.

siny hoditra

Ity dia kitapo kely vita amin'ny hoditra biby.

Tsy misy olona avy nisotro ny divay taloha ka haniry ny vaovao

Ity sariteny ity dia mampifanohitra ny fampianarana taloha nataon'ny mpitarika fivavahana amin'ny fampianarana vaovaon'i Jesosy. Ny tiany ambara dia hoe ny olona izay efa zatra ny fampianrana taloha dia tsy vonona hihaino ny fampianarana vaovao izay hampianarin'i Jesosy.

divay taloha

"divay izay efa nialon'andro"

fa hoy izy hoe: "Ilay taloha no tsara."

Mety hanampy ny fanampiana hoe: "ary izy noho izany dia tsy vonona hanandrana ilay divay vaovao"