forked from WA-Catalog/plt_tn
545 B
545 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy nakao Kapernaomy, nampianatra ny olona tao amin'ny synagoga tany, dia avy eo nandroaka demonia hiala amin'ny lehilahy iray.
Avy eo Izy
"Avy eo Jesosy." Ity dia maneho tranga vaovao.
nidina tany Kapernaomy
ny teny hoe "nidina" dia nampiasaina eto satria Kapernaomy dia ambany noho Nazareta.
Kapernaomy, tanàna iray ao Galilia
"Kapernaomy, tanàna iray hafa ao Galilia."
nitolagaga
"tena talanjona" na "naiky volana" na "gaga"
niteny tamin'ny fahefana Izy
"manan-danja be ny teniny"