plt_tn/luk/01/56.md

20 lines
484 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Elizabeta niteraka ny zanany dia avy eo Zakaria nanome anarana ny zanak'izy ireo.
# nody tany an-tranony
"Maria niverina tany an-tranony (tranon'i Maria)" na "Maria niverina tany amin'ny tranony manokana"
# Ary
Ity teny ity dia manambara ny fiantombohan'ny tranga manaraka ao amin'ilay tantara.
# Ireo mpiara-monina aminy sy ireo havany
"Mpiara-monina sy havan'i Elizabeta"
# nampiseho ny famindram-pony lehibe taminy
"tsara fanahy taminy"