forked from WA-Catalog/plt_tn
792 B
792 B
Taorian'ireo andro ireo
Ny fehezanteny hoe "ireo andro ireo" dia maneho ny fotoana nanompoan'i Zakaria tao an-tempoly. Azo atao ny maneho mazava tsara izay asehon'izany. DH: "Taorian'ny niverenan'i Zakaria tao an-trano avy any amin'ny asany tao an-tempoly"
ny vadiny
"vadin'i Zakaria"
niafina
"tsy nivoaka ny trano" na "nijanona irery tao anatiny"
Izao no nataon'ny Tompo tamiko
Ity fehezanteny ity dia maneho ny zava-misy hoe navelan'ny Tompo hitondra vohoka izy.
Izao no
Faly be izy tamin'ny nataon'ny Tompo taminy
nitsinjo ahy
ny hoe "mijery" dia fomba fiteny iray izay midika hoe "mandray" na hoe "miatrika." DH: "nijery ahy tamin'ny hatsaram-panahy" na hoe "namindra fo tamiko"
ny henatro
Ity dia maneho ny henatra tsapany nohon'ny tsy fahafahany manan'anaka.