plt_tn/jdg/03/24.md

12 lines
473 B
Markdown

# Azo antoka fa maka aina izy
Izany dia fomba mihaja ilazana ny olona manao maloto (mangery) na mivalan-drano.
# mandra-pahatsapan'izy ireo fa nanao tsinontsinona ny andraikiny izy ireo
Niandry izy ireo hatramin'ny fotoana nampiahiahy azy ireo fa nisy zavatra nitranga ary andraikitr'izy ireo no mamoha ny varavaran'ny efitrano manokan'ny mpanjaka.
# Ka dia nalain'izy ireo ny fanalahidy, dia novohainy ireo
"nalain'izy ireo ny fanalahidy ary novohainy ireo varavana"