forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
485 B
Markdown
16 lines
485 B
Markdown
# Fa kosa, tokony hilaza ianareo hoe
|
|
|
|
"Fa kosa, ny toetranareo dia tokony"
|
|
|
|
# ho velona isika
|
|
|
|
Ny teny hoe "isika" dia tsy manondro mivantana an'i Jakoba na ireo mpamaky fa ohatra anehoana ny tokony ho ataon'ireo mpamakin'i Jakoba izany.
|
|
|
|
# hanao an'itsy na hanao an'iroa
|
|
|
|
"hanao izay nokasaintsika hatao"
|
|
|
|
# an'izay rehetra mahalala manao ny tsara nefa tsy manao izany, dia heloka ho azy izany
|
|
|
|
Izay rehetra tsy manao ny tsara izay fantany fa tokony ho ataony dia meloky ny fahotana.
|